Entrée sinosa (sosa)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Voasosa, nasosa handeha milamina tsara, misonenika: Nosinosa ny lakana namakivaky ny farihy ka finaritra izahay [Rajemisa 1985]
Traduction française qu’on a fait avancer, glisser rapidement et sans secousses, sur quoi on a glissé, avancé rapidement et sans secousses [Abinal 1888]
Morphologie 
sinosa
sinosako
sinosanao
sinosany
sinosantsika
sinosanay
sinosanareo
sinosan'
sinosan-
sinosam-
nosinosa
nosinosako
nosinosanao
nosinosany
nosinosantsika
nosinosanay
nosinosanareo
nosinosan'
nosinosan-
nosinosam-
hosinosa
hosinosako
hosinosanao
hosinosany
hosinosantsika
hosinosanay
hosinosanareo
hosinosan'
hosinosan-
hosinosam-
Synonymes voasosa

Mis à jour le 2021/02/27