|
|
|
|

Entrée1  sintobe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso,
4 manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra:
5 mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo
6 no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [Bezanozano] [2.245#90]
Exemples  7  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Anagrammes  8 bonitse, 9 sintobe

Mis à jour le 2025/11/17