| Entrée | 1 sintonina |
| Radical | 2 sintona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 anontsiny, 11 sinintona, 12 sintonina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|