|
|
|
|

Entrée1  sisilianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina
4 Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina [1.1]
Explications en anglais  5 Sicilian [3.1]
Explications en français  6 sicilien, sicilienne [3.1]
Vocabulaire  7  Géographie: pays, peuples
Analogues  8  sisily, 9  sisily

Mis à jour le 2025/12/08