|
|
|
|

Entrée 1  sisivala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Antemoro] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04