Entrée sobiky
Partie du discours nom
Définition malgache Harona makadiry: Voankazo iray sobiky [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a basket [Hallanger 1973]
Traduction française panier [Hallanger 1974]
Autres orthographes 
Exemples 
1Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [Andraina: Mitaraina, page 126]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31