Entrée sodisody
Partie du discours nom
Définition malgache Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31