| Entrée | 1 sodoka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances
[1.1] |
| Explications en français |
4 Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana:
5 Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3#615] |
| Exemples |
6 Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka.
[2.643]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|