|
|
|
|

Entrée1  soedoa
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda:
4 Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa
5 Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda:
6 Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa [1.1]

Mis à jour le 2025/11/13