| Entrée | 1 soherina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay.
[1.1] 4 biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra. [1.13] |
| Explications en français |
5 chrysalide, nymphe.
[1.13] |
| Vocabulaire | 6 Zoologie: invertébrés |
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|