Entrée sokera
Partie du discours nom
Définition malgache Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
¶ Fanodidinana toerana na tanàna
¶ Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a carpenter's square [Hallanger 1973]
Définition française équerre de charpentier [Hallanger 1974]
Dérivations 
Origine Anglais: square.
Mots composés, titres, noms 

2012/09/27