Entrée solangaina (solanga)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache (volo) Akarina eo ambony handrina dia ampandrina atao milavo any aoriana
¶ (antsy) Atao miforitra any aoriana ny tendrony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
solangaina
solangaiko
solangainao
solangainy
solangaintsika
solangainay
solangainareo
solangain'
solangain-
solangaim-
solangai-
nosolangaina
nosolangaiko
nosolangainao
nosolangainy
nosolangaintsika
nosolangainay
nosolangainareo
nosolangain'
nosolangain-
nosolangaim-
nosolangai-
hosolangaina
hosolangaiko
hosolangainao
hosolangainy
hosolangaintsika
hosolangainay
hosolangainareo
hosolangain'
hosolangain-
hosolangaim-
hosolangai-
solangao

Mis à jour le 2020/07/31