| Entrée | 1 solietnà |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina |
| Vocabulaire |
4 Militaire |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|