| Entrée | 1 soloatre |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 [Tanala] diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io)
[1.78] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|