|
|
|
|

Entrée1  somatrotroka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka
4 Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :

Mis à jour le 2025/11/13