Entrée somondrara
Partie du discours   nom
Définition malgache   tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   zatovo vavy [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita ami [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
   tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [SLP: Voambolana]
Traduction française   adolescente [SLP: Voambolana]
Citations  

Entrée somondrara
Partie du discours   nom
Définition malgache   nono [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   nonon-jazavavy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2010/12/16