|
|
|
|

Entrée1  somotaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin' ny asa atao: Somotaka erỳ Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :

Anagrammes  somotaka, 5 tako-maso, 6 toka-maso

Mis à jour le 2025/12/08