| Entrée | 1 somotra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1] |
| Explications en français |
4 la barbe du menton [1.3#627] 5 barbe de l'homme pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196] |
| Exemples |
6 Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao.
[2.245#]
7 Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 9 10 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 10 Biologie |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 12 Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|