Entrée sondrovaka
Partie du discours nom
Définition malgache Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
Mitovy hevitra: kofona
¶ Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
¶ Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
¶ Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/06/13