Entrée sondry
Partie du discours   nom
Définition malgache   Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [Rajemisa 1985]

Entrée sondry
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [Rajemisa 1985]

Entrée sondry
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena) [Rakotosaona 1972]

Entrée sondry
Partie du discours   nom
Définition française   cône
¶ sondrin'aloka: cône d'ombre. [Vocabulaire: Physique] [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   kitsoloha

2009/09/09