Entrée soniavina (sonia)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana sonia: Soniavo kely, aza fady, ity taratasy nandraisanao vola ity [1.1]
Morphologie 
Présent : soniavina, soniaviko, soniavinao, soniaviny, soniavintsika, soniavinay, soniavinareo, soniavin', soniavin-, soniavim-, soniavi-
Passé : nosoniavina, nosoniaviko, nosoniavinao, nosoniaviny, nosoniavintsika, nosoniavinay, nosoniavinareo, nosoniavin', nosoniavin-, nosoniavim-, nosoniavi-
Futur : hosoniavina, hosoniaviko, hosoniavinao, hosoniaviny, hosoniavintsika, hosoniavinay, hosoniavinareo, hosoniavin', hosoniavin-, hosoniavim-, hosoniavi-
Impératif : soniavo

Mis à jour le 2023/01/20