Entrée sonina
Partie du discours nom
Définition malgache Tsihy zairina amin' ny fanjaibe hanjary ho toy ny harona ka atao fitahirizana ny valala vao, izay nampangotrahina kely dia nahahy ho maina [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23