| Entrée | 1 sorindrana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana
[1.1] |
| Explications en français |
4 (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae).
5 Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. 6 Mériterait d'être amélioré et cultivé. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Exemples |
7 Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay
[2.48]
|
| Vocabulaire | 8 Botanique: arbre |
| Nom scientifique |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|