Entrée sosona
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
¶ Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a layer [Hallanger 1973]
Définition française couche; doublure [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/09/28