| Entrée | 1
TCE
![]() |
| Partie du discours | 2 nom (acronyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 TCE dia ny fanafohezan-tenin' ny hoe "Tananarive Côte Est". Ireto avy ny anaran' ny fijanonam-dalamby hatramy Antananarivo ka hatramy Toamasina:
4 0,0 km: Antananarivo Soarano 5 2,5 km: Anosibe 6 4,5 km: Soanierana 7 9,0 km: Mandroseza 8 13,4 km: Ambohipeno 9 15,7 km: Ambohimanambola 10 19,6 km: Ampano 11 23,7 km: Anjeva 12 25,2 km: Ampahimasina 13 29,4 km: Farariana 14 31,2 km: Nandihizana [Carion] 15 34,8 km: Ampitambe 16 42,6 km: Sambaina 17 44,5 km: Ambohimandry 18 48,5 km: Manjakandriana 19 59,5 km: Ambatolaona 20 70,4 km: Mandraka 21 79,8 km: Ambohimanjaka 22 86,8 km: Anjiro 23 94,0 km: Ambodinifody 24 104,4 km: Mangoro 25 122,1 km: Moramanga 26 136,6 km: Ampasimpotsy [Masse] 27 148,3 km: Andasibe [Périnet] 28 159,3 km: An' ala [La Forêt] 29 168,6 km: Fanovàna 30 178,6 km: Ambatovola 31 193,3 km: Andekaleka [Rogez] 32 209,4 km: Lohariandava [Junck] 33 226,2 km: Fanasana [Mouneyres] 34 239,6 km: Razanaka [Géraud] 35 254,8 km: Anivorano 36 263,6 km: Ambodivandrika [La Bourdonnais] 37 270,8 km: Ampasimanolotra [Brickaville] 38 284,7 km: Ambila-Lemaitso 39 301,7 km: Ampanotoamaizina 40 313,4 km: Andranokoditra 41 322,2 km: Tampina 42 336,3 km: Ankarefo 43 353,1 km: Mahatsara 44 357,7 km: Ivondro 45 369,7 km: Manangareza 46 371,4 km: Toamasina [Tamatave-Manguiers] [3.1] |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2026/04/23 |
|