|
|
|
|

Entrée1  tarafina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  taratra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso
Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy
Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro
Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna
Explications en anglais  10  [1.7] to be shined on; to be examined by X-ray
Explications en français  11  [1.8] sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie
Exemples  12  [4.27] Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana:
Analogues  13  tilina, tsikilovina, zahana taratra

Anagrammes  14  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Mis à jour le 2025/08/10