Entrée tafa (la)
Partie du discours   participe
Définition malgache   La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [Ravelojaona: Firaketana]
Traduction française   qui nie [Abinal 1888]

Entrée tafala
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   the name of a bird [Provincial] [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2015/03/27