| Entrée | 1 tafon-tranon' andriana |
| Mots élémentaires | 2 tafo, 3 trano, 4 andriana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 1) ny trano rehetra, satria noheverina fa ny andriamanjaka no tompony voalohany;
7 2) ny trano ipetrahan' ny andriamanjaka; 8 3) enti-milaza ny olona nafahana tamin' ny fanandevozana na olom-potsy, satria ny mpanjaka ihany no noheverina ho tompony [1.1] |
| Explications en français |
9 Les maisons royales ; toutes les maisons en général, parce que le souverain en est censé le premier maître
10 figuré: les affranchis, les libres [1.3#642] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|