| Entrée | 1 tahafina |
| Radical | 2 tahaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be imitated [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on imite [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 fahatany, 12 fahitana, 13 fitahana, 14 tahafina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|