Entrée tahalaka
Partie du discours nom
Définition malgache Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [Rajemisa 1985]
 fefiloha madinika na valamparihy [SLP 1986]
Traduction française diguette, digue [SLP 1986]
Synonymes valamparihy

Mis à jour le 2020/07/31