Entrée tai-dronono mandroatra (taitra, ro, nono, roatra)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [Rajemisa 1985]
 mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31