|
|
|
|

Entrée1  takonana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  takona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana
Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana
9  [1.13] manjavona, maizina
Explications en anglais  10  [1.2, 1.7] to be concealed, to be shadowed
Explications en français  11  [1.8] qu'on cache; qu'on ombrage
12  [1.13] éclipse
Exemples  13  [2.245#] Nitondra takonana emboka fito izy.
14  [1.317#] Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana.
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot takonana

Anagrammes  16  an-takona, nakatona, nakotana, nanatoka, nankatoa, natakona, natanako, natokana, natonaka, takonana, tananako, tonanaka

Mis à jour le 2025/07/29