Entrée talaky
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1]

Entrée talaky
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bara] Mamiratra, mazava [1.78]
 Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1]
Explications en anglais Visible, obvious [1.7]
Explications en français Visible de loin, évident [1.8]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11