| Entrée | 1 talanjona |
| Radical | 2lanjona |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka..
[1.1] |
| Explications en anglais |
5amazed.
[1.7] |
| Explications en français |
6stupéfait.
[1.8] |
| Exemples |
7 Sady talanjona Raleva no hontsa!
[1.281]
8 Moa tsy talanjona ianareo vahiny. [2.445] 9 Gaga ny trondro, talanjona ny voay [2.576] |
| Dérivés |
|
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|