Entrée talantalana
Partie du discours nom
Définition malgache Toeran' entana avoavo
¶ Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo
¶ Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky [Rajemisa 1985]
 fitoeran'ny entana misy ambaratonga
¶ talantalana azon-drivotra: fitaovana ampiasaina hanamainana voan-javatra [SLP 1986]
Définition anglaise a platform or shelf of sticks, board or stone [Hallanger 1973]
Définition française étagère ou établi en bois, pierre [Hallanger 1974]
Définition française étagère, rayons
¶ talantalana azon-drivotra: support à chaîne [SLP 1986]
Dérivations 

2012/09/07