Entrée | 1 talelaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka |
Explications en français |
6 [1.3#656] peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux |
Exemples |
7 [2.643#] Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. |
Autres orthographes | 8 talesaka |
Mis à jour le 2025/08/02 |
![]() |