Entrée taloha
Mots élémentaires t~ ; aloha
Partie du discours préposition au passé
Explications en malgache Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Mitovy hevitra: fahagola ~ fahagolantany ~ fahiny ~ fahizany ~ fahizay ~ tany ambadik' i Manareza [1.1]
Explications en anglais Before, formerly, former. [1.2]
 Before [1.7]
Explications en français Avant (temps passé) [1.8]
Exemples 
1Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha. [2.4]
2Taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [2.117]
Vocabulaire 

Entrée taloha (aloha)
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Explications en anglais Formerly [1.7]
Explications en français Autrefois [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/14