Entrée tambanana (tambana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana zavatra hisakanana tambana: Matetika taloha ny zavatra nokinasa notambanana valala manatody, fa "raha indrindra ho lavo ihany, aleoko mba ho lavo amin' akondro", hoy ny Ntaolo [1.1]
Morphologie 
Présent : tambanana, tambanako, tambananao, tambanany, tambanantsika, tambananay, tambananareo, tambanan', tambanan-, tambanam-, tambana-
Passé : notambanana, notambanako, notambananao, notambanany, notambanantsika, notambananay, notambananareo, notambanan', notambanan-, notambanam-, notambana-
Futur : hotambanana, hotambanako, hotambananao, hotambanany, hotambanantsika, hotambananay, hotambananareo, hotambanan', hotambanan-, hotambanam-, hotambana-
Impératif : tambano
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/05