Entrée tamberin > tamberina (verina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
Explications en français Action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Hyponymes Tamberintany (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Entrée tamberin > tamberina (verina)
Partie du discours nom
Explications en français Rendement [1.13]