Entrée tamberina (verina)
Partie du discours nom
Définition malgache Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
¶ Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [Rajemisa 1985]
Définition française action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée tamberina (verina)
Partie du discours nom
Définition française rendement [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 

2019/10/26