|
|
|
|

Entrée1 tamboavoa
Radical  2voavoa
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fivontosana amin' ny lalan' ny hozatra iray izay misy zavajavatra mavomavo ao anatiny: Ny atodintarina dia karazana tamboavoa ihany. [1.1]
Explications en français  5ganglion. [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Vocabulaire  7 Biologie

Mis à jour le 2025/09/19