|
|
|
|

Entrée1  tamoraina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tamora
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Vita moramora noho ny: Notamorain' ny famaky ny fikapana ny hazo
Atao moramora foana, tsy isahiranana, alaina na heverina ho mora: Tamorainao loatra ny fianaran' ny zanakao
Entina an-kamorana: Tamorainao ny mpianatrao
Ahem-bidy, aletsy: Raha tamoraina ny vidim-bary, ho maty antoka ny mpamboly

Anagrammes  10  amatorany, amoritana, marotaina, tamoraina

Mis à jour le 2025/08/10