Entrée tanahina (tanaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany [1.1]
Morphologie 
Présent : tanahina, tanahiko, tanahinao, tanahiny, tanahintsika, tanahinay, tanahinareo, tanahin', tanahin-, tanahim-, tanahi-
Passé : notanahina, notanahiko, notanahinao, notanahiny, notanahintsika, notanahinay, notanahinareo, notanahin', notanahin-, notanahim-, notanahi-
Futur : hotanahina, hotanahiko, hotanahinao, hotanahiny, hotanahintsika, hotanahinay, hotanahinareo, hotanahin', hotanahin-, hotanahim-, hotanahi-
Impératif : tanaho
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20