Entrée tanam > tanana (tana)
Partie du discours participe
Explications en malgache Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explications en anglais To be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explications en français Qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3]
Morphologie 
Présent : tanana, tanako, tananao, tanany, tanantsika, tananay, tananareo, tanan', tanan-, tanam-, tana-
Passé : notanana, notanako, notananao, notanany, notanantsika, notananay, notananareo, notanan', notanan-, notanam-, notana-
Futur : hotanana, hotanako, hotananao, hotanany, hotanantsika, hotananay, hotananareo, hotanan', hotanan-, hotanam-, hotana-
Impératif : tano
Mots composés 
Proverbes 

Entrée tanam > tanana
Partie du discours nom
Explications en malgache Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
Explications en anglais The hand
The forelegs of quadrupeds [1.7]
Explications en français La main, les mains [1.3, 1.8]
 Les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
 Les manches des habits, etc. [1.3]
 Main, manche, rayon [1.5]
Explications en malgache Les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explications en français  [Sakalava-Mayotte] [ tañana ] Main [1.405]
Exemples 
1Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
2Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
3Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : tanana, tanako, tananao, tanany, tanantsika, tananay, tananareo, tanan', tanan-, tanam-, tana-
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Holonyme vatana
Méronymes felatanana, hatotanana, rantsantanana
Co-méronymes hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tongotra, tratra, vody, vozona
Toponymes 
Proverbes 
Article 
Illustrations 

Entrée tanam > tana
Partie du discours nom
Explications en malgache Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explications en anglais A town, a city (written with the accent) [1.7]
Explications en français Ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Ville, village [1.405]
Exemples 
1eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
2nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : tanàna, tanànako, tanànanao, tanànany, tanànantsika, tanànanay, tanànanareo, tanànan', tanànan-, tanànam-
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 
Article 
Illustrations