Entrée tandra
Partie du discours nom
Définition malgache Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [Rajemisa 1985]
 fitaovana fitsongoana na fitazonana [SLP 1986]
Définition française pince [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Citations 

Entrée tandra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [Rajemisa 1985]

Entrée tandra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [Rajemisa 1985]
 Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tandra
Partie du discours nom
Définition malgache Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 

2013/07/04