|
|
|
|

Entrée1 tanky
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1]
Vocabulaire  4 Militaire

Anagrammes  5 kanty, 6 kinta, 7 tanky

Mis à jour le 2025/09/12