Entrée tantazana (tanty)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1]
Explications en anglais To be collected in a basket [1.7]
Explications en français Qu'on ramasse dans un panier [1.8]
Morphologie 
Présent : tantazana, tantazako, tantazanao, tantazany, tantazantsika, tantazanay, tantazanareo, tantazan', tantazan-, tantazam-, tantaza-
Passé : notantazana, notantazako, notantazanao, notantazany, notantazantsika, notantazanay, notantazanareo, notantazan', notantazan-, notantazam-, notantaza-
Futur : hotantazana, hotantazako, hotantazanao, hotantazany, hotantazantsika, hotantazanay, hotantazanareo, hotantazan', hotantazan-, hotantazam-, hotantaza-
Impératif : tantazo

Mis à jour le 2023/01/20