|
|
|
|

Entrée1  taolampanavy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1]
4 [taolam-panavy] taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13]
Explications en anglais  5 [taolam-panavy] the collar-bone. [1.2]
Explications en français  6 [taolam-panavy] clavicule [1.3, 1.5, 1.13]
Vocabulaire  7  Biologie

Mis à jour le 2026/02/04