|
|
|
|

Entrée1  taona irỳ
Mots élémentaires  2 taona, 3 irỳ
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [1.1]
Explications en français  6 [taon' irỳ>
7 l'année avant-dernière
8 ] l'année avant-dernière [1.3#681]
Vocabulaire  9  Temps

Anagrammes  10 iriotana, 11 itaraino, 12 itoriana, taona irỳ

Mis à jour le 2026/02/04