|
|
|
|

Entrée1  taovany
Radical  2  taova
Partie du discours  3  nom et pronom
Explications en malgache  4  Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany [1.1]
Vocabulaire  5  Economie: alimentation

Anagrammes  6 anavoty, 7 atavony, 8 itavano, 9 ivotàna, 10 taovany, 11 tivoana, 12 toavina, 13 vatoina, 14 voantay

Mis à jour le 2025/09/12